• Alatsinainy 20 Janoary 2020
Sosialy.Lalao facebook M’lay Lasan-dRavoninjato Jean Fred ny Scooter

Ravoninjato Jean Fred no nandrombaka ilay môtô scooter tsara tarehy, miaraka amin’ny aro loha, fanomezana nomena ireo mpandray anjara tao anatin’ilay lalao facebook m’lay nokarakarain’ny orinasam-pifandraisana Airtel.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 20 Janoary 2020
Sosialy.Tsy fahatomombanan’ny fambolen-kazo Sabotazy sa tena tsy fahaiza-miasa ?

Tahaka izao ny zava-nisy tany amin'ny fambolen-kazo tany Ankazobe omaly alahady 19 janoary. Nitaraina avokoa ireo olona nandeha namboly hazo satria ratsy sy tsy mazava ny fikarakarana.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 20 Janoary 2020
Sosialy.Voan-janakazo afafy amin’ny fiaramanidina Velon’ahiahy ireo teknisianina

Tsy te haneho hevitra mivantana hatreto ireo teknisianina momba ny ala noho ny antony maro samihafa.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 20 Janoary 2020
Sosialy.Nihetsika indray Ambohitrimanjaka “Tsy omenay ny taninay”

Nihetsika indray ny mponina eny Ambohitrimanjaka ny sabotsy teo manohitra ilay tetikasa Tanamasoandro, kasain’ny fitondrana ankehitriny hotanterahina eny an-toerana.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 20 Janoary 2020
Sosialy.Mpampianatra FRAM Hosintonina ny “contrat de travail” n’ireo manao diplaoma hosoka

Mpampianatra FRAM miisa 624 no noraisin’ny Ministeran’ny Fanabeazam-pirenena sy ny fampianarana teknika ho mpiasam-panjakana ny sabotsy teo tetsy amin’ny INFP Mahamasina.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 20 Janoary 2020
Sosialy.Fandaminana an’Anosibe Mangataka tsena vaovao sy asa ho an’ny tanora ireo mpivarotra

Niverina namonjy ny toerany sahady nanomboka ny sabotsy maraina teo ireo mpivarotra amoron-dalana sasany etsy Anosibe taorian’ilay korontana nitranga teny an-toerana ny zoma alina teo.

Hamaky ny tohiny
FTT