Sosialy

CASH POINT eto an-drenivohitra Nalana ireo mibahana ny lalan’ny mpandeha an-tongotra


  • Talata 04 Febroary 2020

Miroso amin’ny asa fanalana ireo mpivarotra amoron-dalana tsy ara-dalana hatrany ny kaominina Antananarivo renivohitra.

 

 

 

 

 Anisan’ny voakasika omaly ireo “cash point”, fakana sy fandefasam-bola amin’ny alalan’ny finday  naorina eny amin’ny lalan’ny mpandeha an-tongotra. Teny Tsaralalana dia sady manelingelina ny lalana fidiran’ny marary izy ireny no mibahana ny mpandeha an-tongotra ihany koa  ka voatery milatsaka any amin’ny arabe ireto farany. Tsy mora  ny fanatanterahana  ny asa  noho izy  manohina ny tombontsoa  an’olon-tokana.  Tsy  maintsy hatao anefa satria ny tombontsoa iombonana ny tanjona  dia ny mahasoa ny mponina sy ny tanànan’Antananarivo. Tsiahivina moa fa tsy ho an’ny faritra Tsaralalana irery ihany fa maniry ohatra ny anana ny cash point eto an-drenivohitra ary saika mipetraka amina toerana tsy ara-dalana avokoa.

 

Pati

 

 

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sosialy

  • Fiarovana ny mpanjifa
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

sy ireo mpandraharaha

  • SENDIKA TRIADE
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

Tsy miaro ny mpanao risoriso izahay !

  • BANKY SIPEM
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Manamora ny fahazoan’ny

  • FIKAMBANANA FANJIRY
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Nanadio lakan-drano

  • AKANJO, KIRARO,
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

KOJAKOJAN-TOKANTRANO

  • Fananan-tany
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

ao Nosy Be Hell Ville

Hijery ny tohiny
FTT