Sosialy

Ambatomanga Manjakandriana Voafidy ho filohan’ny filankevitry ny tanàna Atoa Rasendra Manampisoa


  • Talata 04 Febroary 2020

Nanatanteraka fivoriana omaly alatsinainy ireo mpanolotsaina eo anivon’ny kaominina ambanivohitra Ambatomanga, distrikan’i Manjakandriana.

 

 

Ankoatra ny fandinihina ny fitsipika anatiny dia notanterahina tamin’izany ihany koa ny fifidianana izay ho birao sy ny filohan’ny filankevitra kaominaly. Lany sy voafidy  Atoa Rasendra Manampisoa. Nahavita ny adidiny ny kaominina ary efa manomboka ny asa gampandrosoana isam-pokontany sy ny isan-tanana. Tsiahivina moa fa Atoa Radafy avy amin’ny  tsy miankina no lanim-bahoaka ho Ben’ny tanana hitantana  ny kaominina Ambatomanga mandritra ny efa-taona ho avy.

Pati

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sosialy

  • Fiarovana ny mpanjifa
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

sy ireo mpandraharaha

  • SENDIKA TRIADE
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

Tsy miaro ny mpanao risoriso izahay !

  • BANKY SIPEM
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Manamora ny fahazoan’ny

  • FIKAMBANANA FANJIRY
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Nanadio lakan-drano

  • AKANJO, KIRARO,
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

KOJAKOJAN-TOKANTRANO

  • Fananan-tany
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

ao Nosy Be Hell Ville

Hijery ny tohiny
FTT