• Talata 28 Janoary 2020
Sosialy.Sosialim-bahoaka Tsy voafehy ny vidim-piainana

Efa nambara ombieny ombieny fa ny fomba fiasa nandritra ny herintaona dia nihazakazaka ny fananganana fotodrafitrasa tetsy sy teroa.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 28 Janoary 2020
Sosialy.Efa-bolana tsy nianatra Nidina an-dalambe ny mpianatry ny pôliteky

Leo ny tsy fianarana mandritra ny fotoana maharitra ireo mpianatra eny amin’ny pôliteknika Vontovorona.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 28 Janoary 2020
Sosialy.Mpivarotra amoron-dalana Misy tena tsy manara-dalàna no mbola mandoto tanàna

Tahaka izao hitantsika amin’ny sary izao ny fako avelan ireo mpivarotra amoron-dalana sy anaty arabe eto Antananarivo renivohitra isan’andro.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 28 Janoary 2020
Sosialy.Ben’ny tanànan’Ankadimanga “Afindrao any an-toeran-kafa ny Tanamasoandro”

Tena tsy hankasitrahan’ny vahoakan’Ankadimanga ilay tetikasa tanamasoandro kasain’ny fitondram-panjakana hanotofana tany

Hamaky ny tohiny
  • Talata 28 Janoary 2020
Sosialy.Fantson-drano lo sy simba Raikitra amin’izay ny fanoloana azy

Hiroso amin’ny fanoloana ireo fantsona lo, mahatonga fahaverezan’ny rano betsaka eto Antananarivo ny JIRAMA.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 28 Janoary 2020
Sosialy.Votsotra tampoka ilay alika Olona enina voakaikitra

Olona miisa 6 no indray nahita faisana tamin’ny kaikitry ny alika tany amin’ny distrikan’i Midongy Atsimo ny faran’ny herinandro teo.

Hamaky ny tohiny
FTT