Sosialy

Ambohimangakely Im-pitopolo niverenana vao afaka ny fako


  • Talata 04 Febroary 2020

Nezahana nalana tao anatin’ny loto sy ny korontana ny mponin’Ambohimangakely, hoy ny ben’ny tanàna vaovao voafidy tao an-toerana, Thierry Radafy na i Bota, omaly.

 

 

 Antony ihany koa io nanalana ireo mpivarotra amoron-dalana. Im-pitopolo niverenana amin’ny 14 taonina ny fako nalàna tao anatin’ny 4 andro sy tapany nanomboka ny talata teo, hoy hatrany ny fanazavany. Tsy maintsy hatao ny fananganana tsena vaovao saingy tsy ho vita androany dia androany izany. Tsy ara-dalàna ny fivarotana amoron-dalana, hoy hatrany izy nampahatsiahy. Mikasika ny loharanom-bola iasan’ny kaominina moa dia notsorin’ity ben’ny tanàna ity fa nisy ireo namana nanampy ary nisy koa ny trosa izay naverina avy eo.

J. Mirija

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sosialy

  • Fiarovana ny mpanjifa
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

sy ireo mpandraharaha

  • SENDIKA TRIADE
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

Tsy miaro ny mpanao risoriso izahay !

  • BANKY SIPEM
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Manamora ny fahazoan’ny

  • FIKAMBANANA FANJIRY
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Nanadio lakan-drano

  • AKANJO, KIRARO,
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

KOJAKOJAN-TOKANTRANO

  • Fananan-tany
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

ao Nosy Be Hell Ville

Hijery ny tohiny
FTT