- Alarobia 29 Janoary 2020
Sosialy.Vahoaka Malagasy Mahantra, tsy voakarakara ny maha olona
Adihevitra tsy mety vita eo amin’ireo mpanohana sy ny mpanohitra ny fitondrana ny hoe :
Hamaky ny tohinyAdihevitra tsy mety vita eo amin’ireo mpanohana sy ny mpanohitra ny fitondrana ny hoe :
Hamaky ny tohinyTsy mipetra-potsiny ny fitondram-panjakana ankehitriny manoloana ny fihanak’ilay Coronavirus, otrik’aretina mamely ny taovam-pisefoana.
Hamaky ny tohinyManao ranolava ny fidinana an-dalambe eto amintsika. Nitokona nilanja sorabaventy avokoa ihany koa omaly ireo mpandraharaha sy mpitatitra ao Ambatolampy, Faritra Vakinankaratra.
Hamaky ny tohinyMbola tapaka tanteraka hatreto ny lalana any amin’ny lalam-pirenena faha-44 vokatry ny tondra-drano be tany an-toerana nateraky ny andro ratsy teto amintsika.
Hamaky ny tohinyTena mahazo vahana ny herisetra eto amintsika. Tsy hanavahana intsony na vavy na lahy na olon-dehibe na ankizy ireo hiharany fa saika lasibatra avokoa ny sokajin-taona rehetra.
Hamaky ny tohinyMiondrika manoloana ireo namoy ny ainy ary mankahery ny fianakaviana sy ny niharam-boina noho ny toetr’andro ratsy Rabetsara Lita, filohan’ny fikambanana miaro ny zon’ny mpanjifa. T
Hamaky ny tohiny