- Alakamisy 30 Janoary 2020
Sosialy.Depioté Rodin Rakotomanjato Nanolotra dabilio tao Ambohimandry
Tonga nanotrona ny fametrahana samboady ny Ben’ny tanana voafidy tao amin’ny Kaominina Ambohimandry Atoa Rakotoarisoa Réné Fidèle,
Hamaky ny tohinyTonga nanotrona ny fametrahana samboady ny Ben’ny tanana voafidy tao amin’ny Kaominina Ambohimandry Atoa Rakotoarisoa Réné Fidèle,
Hamaky ny tohinyTovovavy iray manodidina ny 25 taona, omaly maraina tokony ho tamin’ny 10 ora sy sasany no nikasa hamono tena teny Andohatapenaka ampitan’ny kianja Maki, lalovan’ny reniranon’Ikopa.
Hamaky ny tohinyManomboka miverina amin'ny laoniny maka toerana tsimoramora ny mpivarotra amoron-dalana eo Tsaralalana ankehitriny.
Hamaky ny tohinyNitokona nanoloana ny lapan’ny tanànan’Antananarivo Renivohitra omaly folakandro ireo mpivarotra amoron-dalana tsy ara-dalàna eny Mahazo.
Hamaky ny tohinyBetsaka ireo ankizy iharan’ny herisetra eto amintsika. Lohalaharana amin’ireny ny fanolanana izay tsy mifidy taona intsony ary ny
Hamaky ny tohinyTafiditra tanteraka ao anatin’ny vanim-potoanan’ny maitso ahitra isika ankehitriny.
Hamaky ny tohiny