Sosialy

Fikasana hamono vazaha Dimy mianadahy no voasambotra tany Mahajanga


  • Alakamisy 06 Febroary 2020

Vazaha iray no saika namoy ny ainy noho ny vono natao azy tao Mahajanga ny fiandohan’ny volana janoary lasa teo.

 

 

 

 

 

 

 

 Olona dimy  mianadahy niray  petsapetsa no tompon’antoka ka vehivavy ny telo. Nangalatra tao an-tranon’ilay vazaha  ny iray tamin'izy ireo nandritra ny fanasana natao azy ka hita tamin'ny "camera de surveillance" ireo nangalatra. Taorian'izay no niverina izy ireo hamono ilay vazaha. Naratra mafy ilay vazaha ary nanaraka fitsaboana teny amin'ny hopitaly.Taorian'ny fitoriana nataony dia voasambotra izy dimy  ka fantatra fa sakaizan'ilay vazaha ny iray vavy tamin’izy ireo.
Efa manao fanadihadiana lalina mahakasika azy dimy mianadahy ireto moa ny mpitandro ny filaminana ka hiakatra fampanoavana tsy ho ela izy ireo.

 

Nangonin’i Pati

 

 

 

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sosialy

  • Fiarovana ny mpanjifa
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

sy ireo mpandraharaha

  • SENDIKA TRIADE
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

Tsy miaro ny mpanao risoriso izahay !

  • BANKY SIPEM
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Manamora ny fahazoan’ny

  • FIKAMBANANA FANJIRY
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Nanadio lakan-drano

  • AKANJO, KIRARO,
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

KOJAKOJAN-TOKANTRANO

  • Fananan-tany
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

ao Nosy Be Hell Ville

Hijery ny tohiny
FTT