Sosialy

Ambatomirahavavy Araha-maso amin’ny « camera de surveillance » ireo fiara mivezivezy


  • Alatsinainy 10 Febroary 2020

Dimy andro anio alatsinainy sahady no nametrahana ilay « camera de surveillance » any amin’iny lalam-pirenena voalohany iny hahafahana manara-maso ireo fiara mivezivezy eny an-toerana.

 

Ankoatra ny lanjan’ny fiara dia hita avy hatrany amin’ny alalan’ity « camera »  ity  ireo entana entiny  raha araka ny fanazavana azo, ivontoerana vaovao be eto Madagasikara ary sambany no nametrahana izany eto amintsika. Tanjona ny hahafahana miady amin’ny tsy fandriampahalemana sy ireo karazana kolikoly mety hitranga any amin’iny lalam-pirenena voalohany iny. Vao telo andro monja mantsy dia efa mahatratra 5 tapitrisa Ar ny vola nampidirin’ity ivontoerana ity izay nomarihin’ireo tompon’andraikitra fa tena fahombiazana tokoa. Tonga nijery asa ny governoran’ny Faritra Itasy, notronin’ny mpitandro ny filaminana.

Pati

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sosialy

  • Fiarovana ny mpanjifa
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

sy ireo mpandraharaha

  • SENDIKA TRIADE
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

Tsy miaro ny mpanao risoriso izahay !

  • BANKY SIPEM
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Manamora ny fahazoan’ny

  • FIKAMBANANA FANJIRY
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Nanadio lakan-drano

  • AKANJO, KIRARO,
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

KOJAKOJAN-TOKANTRANO

  • Fananan-tany
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

ao Nosy Be Hell Ville

Hijery ny tohiny
FTT