• Zoma 31 Janoary 2020
Sosialy.Fanampiana ireo faritra traboina I Inde no voalohany nanohina ny antso

Efa any Antsiranana ny sambo indiana mitondra ireo fanampiana ho an’ireo faritra tena voa mafy tamin’ireny andro ratsy ireny, hoy ny nambaran’ny Ambasadaoron’i Inde, Abhay Kumar tetsy Tsaralàlana omaly.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 31 Janoary 2020
Sosialy.Angovo azo avy amin’ny masoandro Efa azo jifaina amin’ny finday

Nampahafantarina omaly tamin’ny fomba ofisialy tetsy amin’ny foiben’ny orinasa Telma etsy Analakely ny vokatra vaovaon’ity

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 31 Janoary 2020
Sosialy.Mariazin'ny samy ngeza Misy minisitra hanambady diplaomaty…

Amin’ny 14 febroary izao no hatao ny mariazina minisitra iray sy diplaomaty vazaha iray, raha ny tsiliam-baovao.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 31 Janoary 2020
Sosialy.Fandaminana vaovao Hisy tsena ao amin’ny farihin’Anosy

Nanapa-kevitra ny mpitantana eo amin'ny tanànan'Antananarivo fa hafindra etsy amin'ny zaridaina ireo mpivarotra isaky ny alakamisy voakasiky ny fanamboarana ny kianjan'i Mahamasina.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 31 Janoary 2020
Sosialy.Kaominina Ivato Miasa mafy manala fako ny Ben’ny tanàna

Vao valo andro monja izao no nipetrahan’ny Ben’ny tanana Penjy Randrianarisoa eo amin’ny toerany dia efa tsy mijanona manala ireo fako mivangongo ao amin’ny tanànan’Ivato izy sy ireo mpiara-miasa aminy.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 31 Janoary 2020
Sosialy.Fiarovana amin’ny fidiran’ny Coronavirus Naato ny zotra Antananarivo-Gouangzhou

Noho ny fivoaran’ilay areti-mandoza Coronavirus any Chine sy handraisana fepetra amin’ny fiaroavana izany tsy hiditra eto

Hamaky ny tohiny
FTT