Sosialy

TOAMASINA Hita omaly ny razan’ílay tovolahy lasan’ny ranomasina


  • Talata 11 Febroary 2020

Omaly maraina vao hita ny vatana mangatsiakan’ilay lehilahy iray manodidina ny 21 taona lasan’ny ranomasina teo akaikin’ny camp Miaramila ao Toamasina ny alahady 09 febroary teo.

 

 

Raha araka ny vaovao azo dia telolahy izy ireo no niaraka saingy ity tovolahy iray ity no nanjavona tampoka ary rehefa nokarohina dia tsy hita mihitsy raha tsy ora maromaro taty aoriana.  Avy any Antsirabe izy ireo raha ny fantatra  ary tonga hitady asa no anton-diany tany Toamasina saingy izao nafoiny hatramin’ny ain-dehiben’ilay iray izao. Nomarihin’ireo  tompon-tany sy zana-drano any an-toerana  moa fa tena  masiaka ny rano eo amin'io faritra nahafatesan’ilay tovolahy iray ity. Efa misy mihitsy ny  plaky mampahafantatra izany ho an'ny rehetra  saingy indrisy.

 

 

Pati

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sosialy

  • Fiarovana ny mpanjifa
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

sy ireo mpandraharaha

  • SENDIKA TRIADE
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

Tsy miaro ny mpanao risoriso izahay !

  • BANKY SIPEM
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Manamora ny fahazoan’ny

  • FIKAMBANANA FANJIRY
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Nanadio lakan-drano

  • AKANJO, KIRARO,
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

KOJAKOJAN-TOKANTRANO

  • Fananan-tany
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

ao Nosy Be Hell Ville

Hijery ny tohiny
FTT