Sosialy

Trangam-piarahamonina Saika novonoin’ilay tovolahy ny reniny


  • Alarobia 12 Febroary 2020

Betsaka ireo karazana tranga mampalahelo sady mampatahotra miseho eny anivon’ny fiarahamonina eny.

 

 

 

 

 Tovolahy iray vao herotrerony indray omaly no nikasa hamono an-dreniny ka  tratran’ny fokonolona tany amin’ny distrikan’Antsohihy. Raha araka ny tomban’ireo nanatri-maso dia mety ho mamon’ny zava-mahadomelina toy ny rongony vao maraina ity tovolahy ity. Tsy fantatra mihitsy mantsy izay antony nanosika azy mafy hanao izany. Tao ihany koa ireo nilaza fa mety ho tezitra mafy izy ka tsy nahatana. Nisy koa anefa ireo nilaza fa manana olana ara-tsaina ity tovolahy ity. Mpivarotra ao amin’ny bazarin-katakata ao Antsohihy moa ilay Ramatoa ka ireo mpivarotra namany no nanavotra ny ainy sy namatotra ilay tovolahy ary nanatitra azy tany amin’ny mpitandro ny filaminana.

Pati

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sosialy

  • Fiarovana ny mpanjifa
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

sy ireo mpandraharaha

  • SENDIKA TRIADE
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

Tsy miaro ny mpanao risoriso izahay !

  • BANKY SIPEM
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Manamora ny fahazoan’ny

  • FIKAMBANANA FANJIRY
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Nanadio lakan-drano

  • AKANJO, KIRARO,
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

KOJAKOJAN-TOKANTRANO

  • Fananan-tany
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

ao Nosy Be Hell Ville

Hijery ny tohiny
FTT