• Alatsinainy 03 Febroary 2020
Sosialy.PEPINIERE JOACHIN Mivarotra ireo zanakazo efa lany tamingana

Miaina tanteraka ao anatin’ny fiovaovan’ny toetr’andro isika ankehitriny.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 03 Febroary 2020
Sosialy.FANOLOANA FANTSON-DRANO TRANAINY Efa tonga ireo teknisianin’ny kaompania TRG

Efa eto an-toerana ireo teknisianin'ny kaompania TRG avy atsy Afrika Atsimo izay hiara-kiasa amin'ny JIRAMA amin'ny fanoloana ireo fantsona tranainy, anisan'ny mampananosarotra ny famatsiana rano fisotro madio amin'ny toerana maro eto Antananarivo.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 03 Febroary 2020
Sosialy.Fanampiana ireo traboina Tonga ny sambo lehibe avy any Inde

Noraisin’ny Praiminisitra Ntsay Christian sy ny Masoivohon’i Inde eto Madagasikara Atoa Abhay Koumar ny faran’ny herinandro teo tao

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 03 Febroary 2020
Sosialy.Hain-trano teny Anjanahary 1 maty, 114 tsy manan-kialofana

Ny harivan`ny sabotsy 01 febroary lasa teo, tamin`ny telo ora sy sasany no nitrangan`ny hain-trano tao Anjanahary.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 03 Febroary 2020
Sosialy.Hain-trano teny Anjanahary 1 maty, 114 tsy manan-kialofana

Ny harivan`ny sabotsy 01 febroary lasa teo, tamin`ny telo ora sy sasany no nitrangan`ny hain-trano tao Anjanahary.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 03 Febroary 2020
Sosialy.Fiatrehana loza voajanahary Nahazo 18 tapitrisa i Madagasikara

Nisitraka 15 tapitrisa dolara avy amin`ny IDA sy 3 tapitrisa dolara avy amin`ny AFD (Agence française de veloppement) i Madagasikara natao atrehina ny rotsak`orana sy ny fiakaran`ny rano farany teo.

Hamaky ny tohiny
FTT