• Zoma 21 Febroary 2020
Sosialy.Ady amin’ny tsy fanjarian-tsakafo Hampiharina eto Antananarivo ny tetikasa SARU

Mandray ny tetikasa « SARU » na « Renforcement de la résilience climatique dans les Systèmes alimentaires en Régions Urbaines à Madagascar » ny kaominina Antananarivo.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 21 Febroary 2020
Sosialy.Raharaha Tahisy Nidoboka eny Antanimora i Fanà

Taorian’ny fiakarana fampanoavana omaly, dia nalefa any am-ponja vonjimaika i Fanantenana na i Fana olon-tian’i Tahisy niaraka

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 21 Febroary 2020
Sosialy.Tranombokim-pirenena Vita ny fanisana sy ny fandraisana an-tsoratra ireo boky rehetra

Mitohy hatrany ny fanatsaran'ny minisiteran'ny serasera sy ny kolontsaina ny tranombokim-pirenena eto Madagasikara.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 21 Febroary 2020
Sosialy.Tsenam-baro-panjakana Mitohy ny ezaka hampihenana ny kolikoly

Sambany no hisy eto amintsika ny oniversite manofana mpianatra ho matihanina amin’ny resaka Tsenam-baro-panjakana ( FACDEGMIA). Ao amin’ny oniversiten’i Toamasina

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 21 Febroary 2020
Sosialy.Hetsika FEPA andiany faha-12 Hasongadina ny tontolo ambanivohitra

Nampahafantarina omaly tetsy amin’ny foiben’ireo Malagasy matihanina amin’ny fambolena sy fiompiana etsy Nanisana na MPE omaly ny fanokafana indray ny hetsika foara FEPA

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 21 Febroary 2020
Sosialy.Mpiasan’ny PMU Nisy nantsoina indray ny sasany omaly

Anisan’ny vaovao nitana ny sain’ny maro hatramin’ny omaly ireo mpiasan’ny PMU Madagascar miisa 800 voatery naato tampoka

Hamaky ny tohiny
FTT