- Zoma 28 Febroary 2020
Sosialy.Ankizy sima Iray isaky ny telo minitra ireo teraka lasibatra
Iray isaky ny telo minitra ireo zaza menavava vao teraka fantatra fa sima maneran-tany.
Hamaky ny tohinyIray isaky ny telo minitra ireo zaza menavava vao teraka fantatra fa sima maneran-tany.
Hamaky ny tohinyLehilahy roa avy nanarato trondro maloto tao amin'ny ranon'ny Marais Masay no tratran'ny polisin’ny boriborintany fahenina omaly alarobia 26 febroary.
Hamaky ny tohinyNoraisin’ny governoran’Itasy tanteraka ny fampidirana an-tsekoly an’i Paquerette ilay zazavavy kely zanaky ny sahirana lasa atlela nikoizana tany amin’iny faritra iny.
Hamaky ny tohinyHotanterahina ny alatsinainy 17 ka hatramin'ny 21 aogositra ho avy izao manomboka amin’ny fito ora maraina ny fanadinana bakalorea ankapobeny sy ny bakalorea teknika fihodinana voalohany.
Hamaky ny tohinyNohavaozina tanteraka ny fomba fiasa eo anivon’ny boriborintany fahatelo mba hifanaraka amin’ny veliranon’Iarivo, raha araka ny
Hamaky ny tohinyMiverina indray ilay raharaha hala-tany izay mahavoarohirohy tompon’andraikitra ambony iray tamin`ny tetezamita.
Hamaky ny tohiny