Sosialy

Imerintsiatosika Lehilahy maty an-dalam-be tsy nisy mpahalala


  • Talata 10 Martsa 2020

Mitombo isa ireo olona maty an-dalana eto amintsika. Lehilahy iray manodidina ny 40 taona indray omaly alatsinainy 9 martsa no hitan’ny olona nitsirara teny an-dalana tao Imerintsiatosika.

 

Tsy nisy taratasy nahafantarana azy anefa tany aminy mba hiantsoana ireo fianakaviana  ka voatery  niroso tamin’ny fizahana azy niaraka tamin’ny dokotera ny mpitandro ny filaminana. Fantatra taorian’izay fa tsy  nahitana ratra na mangana tamin’ny vatan’ilay maty. Naterina tao amin’ny tranom-patin’ny CSB II ao Imerintsiatosika ny razana taorian’izany. Miantso izay olona mety mahalala ity olona ity ireo tompon’andraikitra isan-tsokajiny any an-toerana mba ho avy hanatona ny CSB II.

 

Pati

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sosialy

  • Fiarovana ny mpanjifa
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

sy ireo mpandraharaha

  • SENDIKA TRIADE
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

Tsy miaro ny mpanao risoriso izahay !

  • BANKY SIPEM
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Manamora ny fahazoan’ny

  • FIKAMBANANA FANJIRY
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Nanadio lakan-drano

  • AKANJO, KIRARO,
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

KOJAKOJAN-TOKANTRANO

  • Fananan-tany
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

ao Nosy Be Hell Ville

Hijery ny tohiny
FTT