• Zoma 21 Febroary 2020
Sosialy.Maître Feno eny Itaosy «Mbola mitsabo sy mamaha olan’ny olona aho »

Niniana naely tany anaty tambajotran-tserasera rehetra tany ny vaovao tsy marim-pototra nilaza fa efa tsy eto Madagasikara intsony fa lasa nifindra fonenana any ivelany Randimbiarimanana Feno na i Maître Feno

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 20 Febroary 2020
Sosialy.Fanalam-baraka an’i Fafah Mahaleo Nampitandrina mafy ny fianakaviany

Misy ny fotoana hanginana sy hitenenana, ny fotoana hisaonana na mbola ao aza ny alahelo.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 20 Febroary 2020
Sosialy.Raharaha Tahisy Olona 11 hatreto no efa nalaina am-bavany

Anio alakamisy raha tsy misy ny fiovana no fantatra fa hiakatra fampanoavana etsy amin’ny lapan’ny fitsarana ambaratonga voalohany Anosy ilay raharaha Tahisy,

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 20 Febroary 2020
Sosialy.Police de la route Manabe sy mampanaja lalàna fa tsy mampitahotra

Fampiharana ireo fihetsika ara-dalàna rehetra mialoha sy mandritra ny fanakanana fiara na môtô,

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 20 Febroary 2020
Sosialy.Police de la route Manabe sy mampanaja lalàna fa tsy mampitahotra

Fampiharana ireo fihetsika ara-dalàna rehetra mialoha sy mandritra ny fanakanana fiara na môtô,

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 20 Febroary 2020
Sosialy.Hetsika fanatsarana ny fitateram-bahoaka Hitarina amin’ireo zotra manodidina an’Antananarivo

Mba ho fanomezana fahafaham-po ny mpanjifa dia tsy hijanona eto Antananarivo Renivohitra ihany ny fanatsarana ny sehatry ny fitaterana.

Hamaky ny tohiny
FTT