• Alakamisy 20 Febroary 2020
Sosialy.Razana hatao “autposie” Alefa eny amin’ny hopitaly Miaramila Soavinandriana

Naato nanomboka ny 11 febroary lasa teo ny fanaovana “autopsie” ireo razana mandalo ao amin’ny hopitaly HJRA Ampefiloha ka tokony hanaovana izany.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 20 Febroary 2020
Sosialy.Aretina pesta 7 ireo namoy ny ainy tao anatin’ny fito volana

Olona iray indray tamin’ity volana febroary ity no namoy ny ainy vokatry ny aretina pesta atoditariana tany amin’ny distrikan’Ambositra.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 19 Febroary 2020
Sosialy.Fifehezana ny vidim-piainana Mila hafainganina ny fananganana ilay orinasa SPM…

Ny 6 novambra 2019 no nankatoavina tao anatin’ny filankevitry ny minisitra ny fananganana ny orinasa “State Procurement of Madagascar” na ny SPM,

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 19 Febroary 2020
Sosialy.Hain-tany mahatsiravina 100 Ariary ny rano iray zinga any Androy

Rano iray zinga na lovia tsatokaty vidiana 100Ar any Androy, raha 2000Ar ny 20 litatra.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 19 Febroary 2020
Sosialy.Anosizato Nirodana tampoka ilay trano vao namboarina

Trano lehibe iray misy rihina telo no fantatra fa nirodana tampoka omaly folakandro tokony ho tamin’ny 03 ora teny Anosizato Andrefana,

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 19 Febroary 2020
Sosialy.Ankizy voan’ny homamiadana 100 isan-taona ireo manatona ny hopitaly HJRA

Tena mahazo vahana be ny homamiadana mpahazo ny zaza eto amintsika ankoatra ny homamiadana mpahazo ny vehivavy.

Hamaky ny tohiny
FTT