- Alatsinainy 24 Febroary 2020
Sosialy.ENTONA FANDREHITRA Niaka-bidy hatrany amin’ny 11 %
Misy fiantraikany amin’ny toekarena eran-tany ny fiparitahan’ilay otrik’aretina coronavirus any Sina.
Hamaky ny tohinyMisy fiantraikany amin’ny toekarena eran-tany ny fiparitahan’ilay otrik’aretina coronavirus any Sina.
Hamaky ny tohinyNandriaka ny ra teny Malaza Andoharanofotsy. Vola hakana entana moa no nalainy.
Hamaky ny tohinyAhiana hitera-doza any amin’ny distrikan’i Vohémar ilay vary efa lany daty ana orinasa iray tany Antsanimalo nalevina tao anaty lavaka ary nodorana.
Hamaky ny tohinyNihotsaka, entana maro no simba Nihotsaka ny tafon-tranon’ny zaimaika, toerana fivarotana sakafo masaka etsy Analakely.
Hamaky ny tohinyMaro amin’ireo vehivavy manana fahasembanana no mbola ailiky ny fiarahamonina hatreto, indrindra fa eo amin’ny resaka asa.
Hamaky ny tohinyNotoloran’ny Sekreteram-panjakana miadidy ny Zandarimariam-pirenena Jeneraly Richard Ravalomanana mivady mari-pakasitrahana ireo zanaka zandary mendrika tamin’ireo fanadinana ara-panjakàna
Hamaky ny tohiny