• Alatsinainy 02 Martsa 2020
Sosialy.Tanjombato « Court circuit » no nahamay kila ilay trano

Trano iray no nirehitra ny sabotsy teo tao amin’ny fokontany Ankady, kaominina Tanjombato, distrikan’Antananarivo Atsimondrano.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 02 Martsa 2020
Sosialy.Zaimaika Analakely Haharitra ny fanarenana

Herinandro taorian’ny nirodanan’ny tafon’ny Zaimaika etsy Analakely dia fantatra fa hiroso amin’ny fanarenana izany ny tombon’andraikitra.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 28 Febroary 2020
Sosialy.Fambolen-kazo Nahavita ny adidiny ny IT University

Ao anatin’ny fanambin’ny firenena hamboly 60 tapitrisa hazo mifandraika amin’ny faha-60 taona nahazoana ny fahaleovantena, dia nanatanteraka ny anjara adidiny ny IT University.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 28 Febroary 2020
Sosialy.Manizingizina ny JIRAMA “Azo sotroina tsara ny rano tsinjarainay”

Manoloana ny filazana an-gazety, nivoaka omaly 27 febroary, izay milaza fa tsy azo sotroin’ny olombelona ny rano tsinjarain’ny

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 28 Febroary 2020
Sosialy.Fahazoan-dalana hamily fiara Afaka mangataka ireo feno 17 taona sy 7 volana

Feno 18 taona katroka ihany ny tovolahy na tovovavy iray eto amintsika vao afaka mahazo taratasy fahazoan-dalana hamily fiara eo

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 28 Febroary 2020
Sosialy.HAFARI sy ny Globo vision developpement Hanampy ireo tsy an’asa manerana ny Nosy

Roso hatrany ny fikambanana Hafari Malagasy sy ny Société Globo vision developpement hivondronan’ireo mpikambana amin’ny ady hatao amin’ny tsy fananan’asa manerana ny Nosy.

Hamaky ny tohiny
FTT