- Alatsinainy 09 Martsa 2020
Sosialy.Mpanakalo vola vahiny Velon-taraina ny amin’ny Coronavirus
Manintona ny olona kokoa ny fanakalozana vola vahiny eny amin’ny sehatra tsy ara-dalàna. Raha ny eto Antananarivo dia miroborobo ny fanakalozana eny amin’ireny olona mijorojoro tahaka ny eny Analakely sy Antsahavola ireny.
Hamaky ny tohiny