• Alarobia 11 Martsa 2020
Sosialy.Ambanja Lehilahy iray nahatrarana rongony 6 kilao

Mitohy hatrany ny ezaka ataon’ny polisy miasa ao amin’ny kaomisaria ao Ambanja amin’ny famongorana ireo asa ratsy any an-toerana.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 11 Martsa 2020
Sosialy.Sekoly ambony UPRIM Namoaka tanora manam-pahaizana 173 mianadahy

In-telo isan-taona no mamoaka mpianatra nahavita fianarana ny sekoly ambony UPRIM etsy Andavamamba. Tamin’ity taona 2020 ity dia tamin’ity volana martsa ity no namoahany ny andiany voalohany izay nisy mpianatra 173 mianadahy.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 10 Martsa 2020
Sosialy.Imerintsiatosika Lehilahy maty an-dalam-be tsy nisy mpahalala

Mitombo isa ireo olona maty an-dalana eto amintsika. Lehilahy iray manodidina ny 40 taona indray omaly alatsinainy 9 martsa no hitan’ny olona nitsirara teny an-dalana tao Imerintsiatosika.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 10 Martsa 2020
Sosialy.Madagasikara sy Afrika Atsimo Miara-miasa hanohitra ny Coronavirus

Nitsidika ara-pomba fifanajàna ny Lehiben’ny governemanta, Ntsay Christian, omaly ny Ambasadaoro vaovaon’i Afrika Atsimo izay hiasa eto Madagasikara dia Atoa Sisa Ngombane,

Hamaky ny tohiny
  • Talata 10 Martsa 2020
Sosialy.Manakambahiny Tratra ambodiomby ilay mpamaky trano

Lehilahy iray no tra-tehaky ny polisin’ny boriborintany faharoa namaky trano tetsy Manakambahiny ny alahady teo tamin’ny 10 ora maraina.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 10 Martsa 2020
Sosialy.Renim-pianakaviana eto Madagasikara Ny 43,9 % ihany no voatsabo ara-dalàna

Tsy misitraka fikarakarana eny anivon’ny tobim-pahasalamana ny ankamaroan’ireo vehivavy sy renim-pianakaviana eto amintsika.

Hamaky ny tohiny
FTT