• Talata 24 Martsa 2020
Sosialy.Fandrobana sekoly Lehilahy iray no tratra ambodiomby

Lehilahy iray no voasambotry ny mpiasan'ny ANS ary natolotra ny polisim-pirenena ao amin'ny CSP1 Analakely ny alakamisy 19 martsa teo noho ny resaka halatra.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 24 Martsa 2020
Sosialy.Laharana maitson’ny Coronavirus 23.000 isan’andro ny antso voaray

Taorian’ny nahafantarana fa efa mahatratra 12 ireo olona voan’ny coronavirus eto amintsika dia nanao tohivakana ny antso voarain’ilay laharana maitso 910.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 24 Martsa 2020
Sosialy.Fréquence plus tv sy startimes Hiara-hiasa akaiky

Amin’izao fotoana izao dia efa saika tomombana avokoa ny lafiny ara-teknika rehetra ao amin'ny Fréquence Plus TV. Efa hita ao ireo fandaharana maro toy ny Kalaza sy Akory Aby. Araka ny nambaran'ny tompon'andraikitry ny vondrona Radio Fréquence Plus dia efa manomboka mivelatra araka ny fivoaran'ny teknolojia ihany koa ny fandaharana vokarin'izy ireo ankehitriny ary mandray ny artista rehetra manana sangan’asa.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 23 Martsa 2020
Sosialy.Tahirin-tsakafo Ilaina ny mifampitsinjo…

Niantsena sy nanao tahirin-tsakafo ny tomponandraikitra ambony any Alemana, Angela Merkel, ny sabotsy lasa teo tao aminà tsena lehibe iray.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 23 Martsa 2020
Sosialy.Tsy mahazo mivoaka ny trano Tsy hisy taksibe miasa manomboka anio

Mijanona any an-trano avokoa ny rehetra. Misy fepetra maro tsy maintsy hapetraka. Mijanona tanteraka ny fitateram-bahoaka an-tanàn-dehibe (Taxi, taksibe,…) sy ireo mampifandray an’Antananarivo sy ny faritra, hoy ny filoham-pirenena Andry Rajoelina.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 23 Martsa 2020
Sosialy.Filàna andavanandro Mbola ampy tsara ny tahirim-bary

Nihoampampana ny vidin’entana teny an-tsena ny faran’ny herinandro teo. Ankoatra ny vary izay tsy nisy afa-tsy stock sisa no azo novidiana teny amin’ny tsenan’Anosibe dia tafakatra

Hamaky ny tohiny
FTT