• Alakamisy 05 Martsa 2020
Sosialy.EPP Ambohimamory Itaosy 6,72% ny tahan’ny fitsoahan-daharana

Mahatratra 6,72 % ny tahan’ny fitsoahan’ny mpianatra an-daharana any an-tsekoly isan-taona ho an’ny EPP Ambohimamory Itaosy, distrikan’Antananarivo Atsimondrano.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 05 Martsa 2020
Sosialy.Soanierana Ivongo Asiana zioga toy ny biby ilay tsy salama saina

Tranga tsy dia fahita firy eny amin’ny fiarahamonina ity hita any Soanierana Ivongo ity, izay zary lasa niteraka adihevitra.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 04 Martsa 2020
Sosialy.Anosy manamorona ny RNM Efa tena lasa tsenabe

Efa tena lasa tsenabe ny eo Anosy manamorona ny fefin’ny Radio nasionaly Malagasy amin’izao.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 04 Martsa 2020
Sosialy.Ankazotoho Anosizato Nitokona ireo mpitondra cyclo posy

Nitokona avokoa ireo mpitondra cyclo posy mampitohy an’Ankazotoho sy Anosizato omaly maraina.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 04 Martsa 2020
Sosialy.AMPASIKA Saika matin’ny fitsaram-bahoaka ilay lehilahy namono zazavavy kely

Lehilahy 28 taona no voasambotry ny polisin'Itaosy sy ny BC3 ny alahady 1 martsa teo tokony ho tamin'ny 8ora sy 30mn alina teny Ampasika rehefa namono ny zana-badiny vavy kely iray.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 04 Martsa 2020
Sosialy.LTI Alarobia Nitokona ny mpampianatra

Vavahady nikatona, tsy nisy mpianatra anatin`ny efitrano fianarana, nangina ny tokotanin-tsekoly omaly teny amin`ny lisea teknika Alarobia (LTI).

Hamaky ny tohiny
FTT