• Alakamisy 26 Martsa 2020
Sosialy.Hotely Colbert Mpiasa miisa 375 naato tamin’ny asany

Mikatona avokoa ireo toeram-pisakafoana lehibe 3 ao amin’ny hotely Colbert araka ny fantatra.Antony nahatonga izany ny fahavitsian’ny olona tonga ao amin’ny hotely lehibe iray ity

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 26 Martsa 2020
Sosialy.Mpiambina tratra nanendaka Ny aretin-dreniny no nahatonga azy ho jiolahy

Lehilahy iray no voasambotry ny Polisim-pirenena avy ao amin’ny CSP7 ny alahady faha 22 martsa teo tetsy 67 ha rehefa avy nangarom-paosina tera.tany vahiny 01.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 26 Martsa 2020
Sosialy.Tsena mora Misy fitsapana hafanana, lasa atahoran'ny olona

Ankoatra ny fanajana ilay elanelana 1 metatra dia tsy maintsy tsapaina hafanana avokoa ireo olona tonga milaha. bary eny anivon'ny tsenam-pokontany ao

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 26 Martsa 2020
Sosialy.Mpianatra eny Ankatso Nanokafana tsena manokana

Betsaka ireo mpianatra tsy tafody mbola tavela eny amin'ny anjerimanontolo amin'izao fotoana izao.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 26 Martsa 2020
Sosialy.Moto Tsy azo taingenan'olon-droa intsony

Tsy azo taingenan'olon-droa intsony eny fa na dia ireo tompony aza moto rehetra mivezivezy eto amintsika.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 25 Martsa 2020
Sosialy.Tohana ara-tsosialy Hizara vola 10 miliara ariary ny fanjakana

Na dia nitombo roa aza, dia azo ambara hoe vaovao tsara. Avo roa heny ny natao fitiliana omaly mitaha amin’ny andro teo alohany. Nihena ny fitomboana raha ny tarehimarika no jerena? Hoy ny Filoham-pirenena Andry Rajoelina. Ireo avy any an-dafy no atoka-monina. Mbola ampahany na “partiel” ny fitokana-monina satria ao anaty “stade 1”. Mbola misy ny orinasa tsy miankina miasa.

Hamaky ny tohiny
FTT