• Alatsinainy 16 Martsa 2020
Sosialy.Tranon` ny mpanjifa 800 ireo fitarainana momba ny JIRAMA

Notokanana ny 22 novambra 2019 ny tranon’ny mpanjifa etsy Mahamasina izay mikendry ny hisolo tena ny mpanjifa sy hiaro ny tombotsoany eny amin’ny fitantanan-draharaha sy ny orinasa.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 16 Martsa 2020
Sosialy.Ambohimanarina Voasambotra tao anaty kirihitr’ala ilay mpanolana

Lehilahy iray no tra-tehaky ny polisin'ny boriborintany fahaenina tetsy amin’ny faritra Fanambinana Ambohimanarina ny sabotsy 14 martsa lasa teo noho ny resaka fanolanana.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 16 Martsa 2020
Sosialy.Mpivarotra eny Anosy Mahazo mivarotra fa tsy maintsy maka sisiny

Toy ny teny amin’ny Arcade Analakely dia nalana tamin’ny toerany daholo ihany koa ireo mpivarotra amoron-dalana teny amin’ny Instat Anosy sy ny manodidina nanomboka ny Alakamisy teo.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 16 Martsa 2020
Sosialy.Fokontany besarety Trano maromaro no mety arodana

Trano maromaro no mety arodana ao amin’ny Fokontany Besarety, Boriborintany fahatelo, kaominina Antananarivo renivohitra. Voakasik’izany ireo trano miorina ambony lakan-drano.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 16 Martsa 2020
Sosialy.Ambohimanatrika Jiolahy roa tratra saika hanendaka niaraka tamin’ny antsy

Jiolahy miisa 2 no voasambotry ny polisin'atsimondrano tetsy Ambohimanatrika ny sabotsy 14 martsa teo tokony ho tamin'ny 11 ora maraina.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 16 Martsa 2020
Sosialy.Fanaparitahana rongony Lehilahy iray no tratra teny amin’ny By pass

Lehilahy iray 32 taona no voasambotry ny polisin'ny "STUP" Anosy ny zoma 13 martsa teo noho ny resaka fitondrana rongony.

Hamaky ny tohiny
FTT