Sosialy

Tanora mandray andraikitra Miantso fizarana tapim-bava


  • Alarobia 25 Martsa 2020

Manao antso avo ny fitondram-panjakana ny avy eo anivon’ny fikambanana Tanora mandray andraikitra na TMA mba hizara ireo fitaovana heverin’izy ireo fa madinika entina hiarovana amin’ny fihanak’ilay areti-mandripaka, Coronavirus.

Isan’ny nambaran’ny filohan’ity fikambanana ity, Tsiry Andriamihantasoa, amin’izany moa ny tampim-bava na « cache bouche ». Miantso ny mpitondra ihany koa izy ireo mba hanery ireo mpivarotra entana ilaina an-davan’andro hampidina ny vidin’entan’izy ireny. Mirary ny mba hahavoafehy izao toe-draharaha izao faran’izay haingana ny TMA, hoy hatrany ny filohany

. J. Mirija

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sosialy

  • FANAMBADIAN’NY
  • Zoma 02 Oktobra 2026

ANKIZY TSY AMPY TAONA

  • Fiarovana
  • Zoma 02 Oktobra 2026

ny mpanjifa

  • Fanadiovana,
  • Zoma 02 Oktobra 2026

« Himo » notarihin’ny Fikambanana Fanjiry

  • Fiarovana ny mpanjifa
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

sy ireo mpandraharaha

  • SENDIKA TRIADE
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

Tsy miaro ny mpanao risoriso izahay !

  • BANKY SIPEM
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Manamora ny fahazoan’ny

Hijery ny tohiny
FTT