Sosialy

Tsena mora Misy fitsapana hafanana, lasa atahoran'ny olona


  • Alakamisy 26 Martsa 2020

Ankoatra ny fanajana ilay elanelana 1 metatra dia tsy maintsy tsapaina hafanana avokoa ireo olona tonga milaha. bary eny anivon'ny tsenam-pokontany ao

 

 

 anatin'ilay tetikasa tsena mora hamatsiana ny isan-tokantrano amin'izao hamehana ara-pahasalamana izao. Tsy maintsy manosotra ilay ranom. panafody mamono mikraoba amin'ny tanana ihany koa izay miteraka horohoro eo amin'ny tsirairay. Amin'ny ankapobeny mantsy dia amin'ny masoandro be avokoa no hilaharan'ny rehetra ny tsenam. pokontany ary maharitra ora maromaro izany. Tsy vitsy ireo lasa marary an. doha noho izany ka matahotra ny mety hisian'ny hafanana miakatra mety hitondrana azy any amin'ny fitokana-monina. Hetahetan'ny rehetra araka izany ny hanatanterahana ilay fanaterana kojakoja hataon'ny Fokontany ho an'ny isan-tokantrano ialana amin'ireo karazana ahiahy maro.

Pati

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sosialy

  • FANAMBADIAN’NY
  • Zoma 02 Oktobra 2026

ANKIZY TSY AMPY TAONA

  • Fiarovana
  • Zoma 02 Oktobra 2026

ny mpanjifa

  • Fanadiovana,
  • Zoma 02 Oktobra 2026

« Himo » notarihin’ny Fikambanana Fanjiry

  • Fiarovana ny mpanjifa
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

sy ireo mpandraharaha

  • SENDIKA TRIADE
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

Tsy miaro ny mpanao risoriso izahay !

  • BANKY SIPEM
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Manamora ny fahazoan’ny

Hijery ny tohiny
FTT