• Alarobia 18 Martsa 2020
Sosialy.Entana ilaina andavanandro Manana tahiry enim-bolana i Madagasikara

Nisy omaly ny fivoriana niraisan’ny teo anivon’ny Minisiteran’ny indostria sy ny avy amin’ny Minisiteran’ny varotra sy ny asa tànana manoloana ny famatsiana ny entana ilaina amin’ny andavanandro na ny PPN eto Madagasikara.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 18 Martsa 2020
Sosialy.Fanjariantsakafo Tokony atao taranja iray manokana any an-tsekoly

Fehin-kevitra 4 no tapak’ireo solombavambahoakan’i Madagasikara maromaro voafidy tany amin’ny faritra Vakinankaratra, Amoron’i Mania, Matsiatra

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 18 Martsa 2020
Sosialy.Vidim-bary eny an-tsena 200 Ar isaky ny kg ny fiakarany, ny fanararaotana no betsaka

Tena mampitaraina ny isan-tokantrano ny fiakaran’ny vidim-bary eny an-tsena, indrindra nanomboka tamin’ity herinandro ity.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 18 Martsa 2020
Sosialy.Antsiranana Ifampitadiavana ny rano fisotro madio

Misedra olana amin’ny famatsiana rano fisotro madio ny mponin’Antsiranana nanomboka afak’omaly.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 18 Martsa 2020
Sosialy.NOVEGASY Hanomezan-danja ireo horonan-tsary mihetsika Malagasy

Tsy afa-misaraka amin’ny kolontsaina Malagasy ny tantara hoy ny ministry serasera sy ny Kolontsaina Rtoa Andriantongarivo Lalatiana, omaly tetsy amin’ny Canal Olympia.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 18 Martsa 2020
Sosialy.Fitateram-bahoaka Hisy taksibe hiasa amin’ny alina, 2.000 Ar ny saran-dalana

Betsaka ireo olona mitaraina amin’ny tsy fisian’ny taksibe eto an-drenivohitra sy ny manodidina intsony raha vao migadona ny amin’ny 06 ora hariva.

Hamaky ny tohiny
FTT