Sosialy

Mpianatra eny Ankatso Nanokafana tsena manokana


  • Alakamisy 26 Martsa 2020

Betsaka ireo mpianatra tsy tafody mbola tavela eny amin'ny anjerimanontolo amin'izao fotoana izao.

 

 

 

Tsy afa-mivoaka mividy entana sy miantsena anefa izy ireo ka nanokafan'ny fitondram-panjakana tsena eny an-toerana nanomboka omaly. Tao Ankatso I no nisantarana izany hiitatra amina faritra maro fonenan'ireo mpianatra eto an-drenivohitra. Tanjona ny hiarovana ny mpianatra amin'ny fiparitahan'ny otrik'aretina coronavirus. Ankoatra izay moa dia nodiovina tamin'ny alalan'ny fanondrahana ranom-panafody famonoana bibikely avokoa ny tranon'ny mpianatra rehetra, hetsika tohanan'ny ministeran'ny fampianarana ambaratonga ambony.

Pati

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sosialy

  • FANAMBADIAN’NY
  • Zoma 02 Oktobra 2026

ANKIZY TSY AMPY TAONA

  • Fiarovana
  • Zoma 02 Oktobra 2026

ny mpanjifa

  • Fanadiovana,
  • Zoma 02 Oktobra 2026

« Himo » notarihin’ny Fikambanana Fanjiry

  • Fiarovana ny mpanjifa
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

sy ireo mpandraharaha

  • SENDIKA TRIADE
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

Tsy miaro ny mpanao risoriso izahay !

  • BANKY SIPEM
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Manamora ny fahazoan’ny

Hijery ny tohiny
FTT