Sosialy

Hotely Colbert Mpiasa miisa 375 naato tamin’ny asany


  • Alakamisy 26 Martsa 2020

Mikatona avokoa ireo toeram-pisakafoana lehibe 3 ao amin’ny hotely Colbert araka ny fantatra.Antony nahatonga izany ny fahavitsian’ny olona tonga ao amin’ny hotely lehibe iray ity

 

 

 sy ny tsy fisian’ny mpizahantany noho ny fampiatoana ny sidina iraisam-pirenena rehetra miditra eto Madagasikara.Nisy ihany koa noho izany ireo mpiasa voatery naato tamin’ny asany aloha ka miisa 375 izy ireo.Anisan’ireo sehatra tena voadona mafy noho ny fisian’ny Coronavirus ny sehatry ny fizahantany ka tafiditra ao anatin’izany ireo « Tour operator » , ny toeram-pisakafoanana sy trano fandraisam-bahiny.

RTT

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sosialy

  • FANAMBADIAN’NY
  • Zoma 02 Oktobra 2026

ANKIZY TSY AMPY TAONA

  • Fiarovana
  • Zoma 02 Oktobra 2026

ny mpanjifa

  • Fanadiovana,
  • Zoma 02 Oktobra 2026

« Himo » notarihin’ny Fikambanana Fanjiry

  • Fiarovana ny mpanjifa
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

sy ireo mpandraharaha

  • SENDIKA TRIADE
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

Tsy miaro ny mpanao risoriso izahay !

  • BANKY SIPEM
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Manamora ny fahazoan’ny

Hijery ny tohiny
FTT