Sosialy

Moto Tsy azo taingenan'olon-droa intsony


  • Alakamisy 26 Martsa 2020

Tsy azo taingenan'olon-droa intsony eny fa na dia ireo tompony aza moto rehetra mivezivezy eto amintsika.

Ny mpamily ihany no mitondra izany raha tsy maintsy mivoaka ary tsy maintsy manao tampim. bava ihany koa. Tanjona ny hanajana ilay elanelana 1 metatra eo amin'ilay mpamily sy ny olona entiny hiarovana amin'ny fiparitahan'ny otrik'aretina coronavirus. Ho an'ny teny Itaosy manokana omaly dia hentitra ny mpitandro ny filaminana tamin'ny fanaraha. maso azy ireny ka ireo izay tratra nitondra olona dia nosakanana avy hatrany no sady nanaovana fanentanana. Moto an-jatony omaly raha kely no voasakana tamina faritra maro teo an. drenivohitra sy ny manodidina.

Pati

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sosialy

  • FANAMBADIAN’NY
  • Zoma 02 Oktobra 2026

ANKIZY TSY AMPY TAONA

  • Fiarovana
  • Zoma 02 Oktobra 2026

ny mpanjifa

  • Fanadiovana,
  • Zoma 02 Oktobra 2026

« Himo » notarihin’ny Fikambanana Fanjiry

  • Fiarovana ny mpanjifa
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

sy ireo mpandraharaha

  • SENDIKA TRIADE
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

Tsy miaro ny mpanao risoriso izahay !

  • BANKY SIPEM
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Manamora ny fahazoan’ny

Hijery ny tohiny
FTT