- Alakamisy 19 Martsa 2020
Sosialy.Ady amin’ny homamiadana Hifanome tanana ny Etamazaoron’ny tafika sy ny Fondation Akbaraly
Hifanome tanana amin’ny ady hatao amin’ny aretina homamiadana mahazo ny vehivavy ny Etamazaoron’ny tafika Malagasy (EMGAM) sy ny fondation Akbaraly ary ny Ong La Vita Per Te.
Hamaky ny tohiny