- Alarobia 19 Febroary 2020
Sosialy.Anosizato Nirodana tampoka ilay trano vao namboarina
Trano lehibe iray misy rihina telo no fantatra fa nirodana tampoka omaly folakandro tokony ho tamin’ny 03 ora teny Anosizato Andrefana,
Hamaky ny tohinyTrano lehibe iray misy rihina telo no fantatra fa nirodana tampoka omaly folakandro tokony ho tamin’ny 03 ora teny Anosizato Andrefana,
Hamaky ny tohinyTena mahazo vahana be ny homamiadana mpahazo ny zaza eto amintsika ankoatra ny homamiadana mpahazo ny vehivavy.
Hamaky ny tohinyNy taona 2000 no nanomboka niditra tao anatin’ny tontolon’ny sarimihetsika malagasy i Lala Raharimalala. Andrakandrana, raha ny fanazavany,
Hamaky ny tohinyTsy manaiky ny hifindra toerana eny Bekiraro, izay tsy lavitra azy ireo ny mpivarotra amoron-dalana etsy Ambodin’Isotry.
Hamaky ny tohinyIsaky ny dimy taona no tokony hanavaozana sy hatsarana ny lokon’ireo manodidina an’Analakely, araka ny lalàna.
Hamaky ny tohinyHo an' ny maro dia fetin' ny fitiavana ity volana febroary ity isan-taona. Ao anatin' izany fankalazana izany, misy ireo tranom-barotra manohy ny fihenam-bidy goavana amin'ireo vata fahitalavitra fisaka (TV Ecran Plat) rehetra misy ao aminy miaraka amin' antoka 1 taona hatramin'ny faran' ny volana ho avy izao,
Hamaky ny tohiny