Sosialy

Anosipatrana Nizara fanomezana ny loharano


  • Alarobia 08 Aprily 2020

Nizara fanomezana ny omaly 07.04.20 ny loharano. Vary 6 kilao,menaka litatra,tsiasisa 8kp,savony 1,sira1,siramamy atsasakilao,vovo dronono soja

 

 

250g,niova daholo ny mpitantana isakin ny vakim paritra ka nirindra tsara ny fizarana. Nisy ihany anefa ireo nampiditra antsokosoko ireo fianakaviana ary nasolony ireo tokony hahazo. Isakin ny talata sy alakmisy ny fizarana ka ny efa nahazo amin manaraka indray. Ny tsena mora dia ny alatsinainy,alarobia ary ny zoma. Atreto tsara vintana  anosipatrana est,ouest.

Rabeso

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sosialy

  • FANAMBADIAN’NY
  • Zoma 02 Oktobra 2026

ANKIZY TSY AMPY TAONA

  • Fiarovana
  • Zoma 02 Oktobra 2026

ny mpanjifa

  • Fanadiovana,
  • Zoma 02 Oktobra 2026

« Himo » notarihin’ny Fikambanana Fanjiry

  • Fiarovana ny mpanjifa
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

sy ireo mpandraharaha

  • SENDIKA TRIADE
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

Tsy miaro ny mpanao risoriso izahay !

  • BANKY SIPEM
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Manamora ny fahazoan’ny

Hijery ny tohiny
FTT