- Talata 07 Aprily 2020
Sosialy.FASAN’NY KARANA Hody amin’izay ireo olona 200 nihitsoka tao
Miisa 200 hatreto ireo olona tokony hamonjy fodiana tavela etsy amin’ny toby fiantsonan’ny taxi-brousse Fasan’ny karana vokatr’ilay fihobohana nateraky ny fiparitahan’ny coronavirus.
Hamaky ny tohiny