• Alakamisy 20 Febroary 2020
Sosialy.Police de la route Manabe sy mampanaja lalàna fa tsy mampitahotra

Fampiharana ireo fihetsika ara-dalàna rehetra mialoha sy mandritra ny fanakanana fiara na môtô,

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 20 Febroary 2020
Sosialy.Hetsika fanatsarana ny fitateram-bahoaka Hitarina amin’ireo zotra manodidina an’Antananarivo

Mba ho fanomezana fahafaham-po ny mpanjifa dia tsy hijanona eto Antananarivo Renivohitra ihany ny fanatsarana ny sehatry ny fitaterana.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 20 Febroary 2020
Sosialy.Razana hatao “autposie” Alefa eny amin’ny hopitaly Miaramila Soavinandriana

Naato nanomboka ny 11 febroary lasa teo ny fanaovana “autopsie” ireo razana mandalo ao amin’ny hopitaly HJRA Ampefiloha ka tokony hanaovana izany.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 20 Febroary 2020
Sosialy.Aretina pesta 7 ireo namoy ny ainy tao anatin’ny fito volana

Olona iray indray tamin’ity volana febroary ity no namoy ny ainy vokatry ny aretina pesta atoditariana tany amin’ny distrikan’Ambositra.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 19 Febroary 2020
Sosialy.Fifehezana ny vidim-piainana Mila hafainganina ny fananganana ilay orinasa SPM…

Ny 6 novambra 2019 no nankatoavina tao anatin’ny filankevitry ny minisitra ny fananganana ny orinasa “State Procurement of Madagascar” na ny SPM,

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 19 Febroary 2020
Sosialy.Hain-tany mahatsiravina 100 Ariary ny rano iray zinga any Androy

Rano iray zinga na lovia tsatokaty vidiana 100Ar any Androy, raha 2000Ar ny 20 litatra.

Hamaky ny tohiny
FTT