- Sabotsy 11 Aprily 2020
Sosialy.Namontana Nakatona avokoa ireo mpivaro-kazo sy mpanao volo
Mbola betsaka amin’ireo mpivarotra eto amintsika no mafy loha tsy manaja ny lamina napetraka.
Hamaky ny tohinyMbola betsaka amin’ireo mpivarotra eto amintsika no mafy loha tsy manaja ny lamina napetraka.
Hamaky ny tohinyNamoaka fanambarana ny vondron` ny kaonferasionina hivondronan` ny sendikàn` ny mpiasa eto Madagasikara (FISEMA) manoloana ireo tsy fanajàna ny zon` ny mpiasa ataon` ireo orinasa tsy miankina sasany amin` izao fahamehana ara-pahasalamana izao.
Hamaky ny tohinyTaitra ny mponina tao Bemanevika Sambava ny alakamisy lasa teo raha nahita ireo fiara nitondra entam-barotra hanaovana ''braderie''.
Hamaky ny tohinyManahy mafy ny amin’ny vola fisotroan-drononony ireo zokiolona eto amintsika.
Hamaky ny tohinyLehilahy roa samy nanolana ny zana-badiny avy no nosamborin'ny Polisy misahana ny zaza tsy ampy taona etsy Tsaralalana ny alarobia sy zoma lasa teo.
Hamaky ny tohinyAraka ny fampanantenana nataon'ny filoha Andry Rajoelina dia hisy ny asa fanamboaran-dalana hatao amin'izao fotoanan'ny fihibohana tsy hahafahan'ny fiara mifamezivezy izao.
Hamaky ny tohiny