• Alatsinainy 17 Febroary 2020
Sosialy.Kaominina Talatamaty Mety hisy ny fanaovana “audit”

Mbola ao anatin’ny fandaminana tanteraka ny kaominina Talatamaty ankehitriny.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 17 Febroary 2020
Sosialy.Polisim-pirenena Hiditra any anelakela-trano hiaro ny vahoaka

Maika ny ady amin’ny tsy fandriampahalemana eto amintsika. Ho an’ny polisim-pirenena manokana dia nahitany paikady vaovao izany ka

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 17 Febroary 2020
Sosialy.Ambatondrazaka Midangana ny vidim-piainana

Miaina anaty fahasahiranana tanteraka ireo mponina any amin’ny distrikan’Ambatondrazaka, taorian’ilay ranon’ora-mikija nitranga tany an-toerana ka nanapaka ny famatsiana avy eto an-drenivohitra.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 17 Febroary 2020
Sosialy.Taribin’ny Jirama nilatsaka Olona roa indray matin’ny herinaratra

Zandary iray nitondra moto avy namita iraka tany avaratry ny distrika Ambatondrazaka,

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 17 Febroary 2020
Sosialy.Ambohibao Antehiroka Laharam-pahamehana ny fanadiovana ny tanàna

Maika ny asa fampandrosoana ho an’ny kaominina Ambohibao Antehiroka, distrikan’Ambohidratrimo.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 14 Febroary 2020
Sosialy.Orinasa afaka haba Mitady tsy hanaiky hampiakatra karama ny sasany

Mitady tsy hanaiky hampiakatra karama raha araka ny fanazavan’ny federasionan’ny sendikan’ny mpiasa eny anivon’ny orinasa afaka haba eto amintsika omaly ny mpampiasa eny anivon’ny orinasa afaka haba.

Hamaky ny tohiny
FTT