Sosialy

Tsy kely lalana ny ratsy Efa misy mpanendaka ireo mahazo Vatsy Tsinjo koa


  • Alarobia 08 Aprily 2020

Amin ny toerana maro misy ny fizarana fanomezana Vatsy Tsinjo avy amin’ny fitondrana dia misy ireo tovolahy manao andiany manaraka ny olona nahazo.

 

 

 

Rehefa tonga amin’ny toerana mangingina dia misy misarika tampoka ny entany. Ny vehivavy lehibe sy marefo no tena lasibatra. Omaly teny Anosipatrana dia nisy tratran’ny olona ka saika niharan’ny fitsaram-bahoaka. Efa nentina eny amin ny polisy ny raharaha.Tsy kely lalana marina ny ratsy.

 Rabeso

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sosialy

  • FANAMBADIAN’NY
  • Zoma 02 Oktobra 2026

ANKIZY TSY AMPY TAONA

  • Fiarovana
  • Zoma 02 Oktobra 2026

ny mpanjifa

  • Fanadiovana,
  • Zoma 02 Oktobra 2026

« Himo » notarihin’ny Fikambanana Fanjiry

  • Fiarovana ny mpanjifa
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

sy ireo mpandraharaha

  • SENDIKA TRIADE
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

Tsy miaro ny mpanao risoriso izahay !

  • BANKY SIPEM
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Manamora ny fahazoan’ny

Hijery ny tohiny
FTT