• Alatsinainy 24 Febroary 2020
Sosialy.VEHIVAVY MANANA FAHASEMBANANA Mbola ailiky ny fiarahamonina hatrany

Maro amin’ireo vehivavy manana fahasembanana no mbola ailiky ny fiarahamonina hatreto, indrindra fa eo amin’ny resaka asa.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 24 Febroary 2020
Sosialy.Jeneraly Ravalomanana mivady Nanome mari-pankasitrahana ireo zanaka zandary mendrika

Notoloran’ny Sekreteram-panjakana miadidy ny Zandarimariam-pirenena Jeneraly Richard Ravalomanana mivady mari-pakasitrahana ireo zanaka zandary mendrika tamin’ireo fanadinana ara-panjakàna

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 21 Febroary 2020
Sosialy.Ady amin’ny tsy fanjarian-tsakafo Hampiharina eto Antananarivo ny tetikasa SARU

Mandray ny tetikasa « SARU » na « Renforcement de la résilience climatique dans les Systèmes alimentaires en Régions Urbaines à Madagascar » ny kaominina Antananarivo.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 21 Febroary 2020
Sosialy.Raharaha Tahisy Nidoboka eny Antanimora i Fanà

Taorian’ny fiakarana fampanoavana omaly, dia nalefa any am-ponja vonjimaika i Fanantenana na i Fana olon-tian’i Tahisy niaraka

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 21 Febroary 2020
Sosialy.Tranombokim-pirenena Vita ny fanisana sy ny fandraisana an-tsoratra ireo boky rehetra

Mitohy hatrany ny fanatsaran'ny minisiteran'ny serasera sy ny kolontsaina ny tranombokim-pirenena eto Madagasikara.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 21 Febroary 2020
Sosialy.Tsenam-baro-panjakana Mitohy ny ezaka hampihenana ny kolikoly

Sambany no hisy eto amintsika ny oniversite manofana mpianatra ho matihanina amin’ny resaka Tsenam-baro-panjakana ( FACDEGMIA). Ao amin’ny oniversiten’i Toamasina

Hamaky ny tohiny
FTT