Sosialy

Olona manana fahasembanana Hozaraina vatsy ihany koa


  • Alakamisy 09 Aprily 2020

Tsy dia voaresaka loatra ireo olona manana fahasembanana ao anatin'izao hamehana ara-pahasalamana izao, ankoatra ireo zokiolona.

Nahatsiaro azy ireny manokana ny kongregasiona Indiana mivondrona ao anatin'ny Cizama ka nanolotra fanampiana ho azy ireo. Tamin'ny alalan'ny ministeran'ny mponina sy ny fiahiana ara- tsosialy no nanatanterahany izany. Ankoatra ny foto-tsakafo toy nu fotsim-bary, ny menaka, ny paty dia nomena sakafo be otrik'aina ihany koa izy ireo hahafahana mampitombo ny hery fiarovana ao anatiny. Fantatra tamin'izany fa ireo fikambanana 19 isa hivondronan'ireo olona manana fahasembanana eto amintsika no hananan'ny ministera lisitra ary hisitraka izany fanampiana izany. Hiroso amin'ny fizarana tsy ho ela araka izany ny ministera.

 Pati

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sosialy

  • FANAMBADIAN’NY
  • Zoma 02 Oktobra 2026

ANKIZY TSY AMPY TAONA

  • Fiarovana
  • Zoma 02 Oktobra 2026

ny mpanjifa

  • Fanadiovana,
  • Zoma 02 Oktobra 2026

« Himo » notarihin’ny Fikambanana Fanjiry

  • Fiarovana ny mpanjifa
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

sy ireo mpandraharaha

  • SENDIKA TRIADE
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

Tsy miaro ny mpanao risoriso izahay !

  • BANKY SIPEM
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Manamora ny fahazoan’ny

Hijery ny tohiny
FTT