Sosialy

Fahasosorana anaty fiarahamonina Miroborobo firehitra toy ny afon-jozoro


  • Alakamisy 09 Aprily 2020

Faritra maro no mbola tsy misitraka ny fanomezana atolotry ny fanjakana na ilay teo aloha na ny rafitra loharano ankehitriny.

 

 

 

Ny eny Atsimondrano toa ny an’ Antsahadinta na tsena mora aza tsy nisy, hoy ny olona any an-toerana. Ny eto an -drenivohitra ,ny fokontany Ankadifotsy sy ny Ambodivona samy tsy nahazo ny loharano hatreto. Mimenomenona koa ny mpivarotra hani-masaka fa ny hariva no mandeha ny tsena nefa vao mitatao vovonana dia efa tonga ny mpitandro filaminana, ary tsy maintsy mirava. Ny tsy fanajana ny fihibohana an-trano moa dia efa manginy fotsiny. Mitohana ny fiara isa maraina amina faritra maro toy ny eny amin ny fasan ny karana,Anosizato, Ampasika.... Maro ny tranga mendrika fambara, tokony hahamailo ny mpitantana satria ahiana ny fipoahana ara-tsosialy mahatsiravina raha tsy voavaha haingana izao olana izao.

 Rabeso

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sosialy

  • FANAMBADIAN’NY
  • Zoma 02 Oktobra 2026

ANKIZY TSY AMPY TAONA

  • Fiarovana
  • Zoma 02 Oktobra 2026

ny mpanjifa

  • Fanadiovana,
  • Zoma 02 Oktobra 2026

« Himo » notarihin’ny Fikambanana Fanjiry

  • Fiarovana ny mpanjifa
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

sy ireo mpandraharaha

  • SENDIKA TRIADE
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

Tsy miaro ny mpanao risoriso izahay !

  • BANKY SIPEM
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Manamora ny fahazoan’ny

Hijery ny tohiny
FTT