Sosialy

Kaominina Antananarivo renivohitra Hanomboka ny asa fanamboaran-dalana


  • Alakamisy 09 Aprily 2020

Araka ny fampanantenana nataon'ny filoha Andry Rajoelina dia hisy ny asa fanamboaran-dalana hatao amin'izao fotoanan'ny fihibohana tsy hahafahan'ny fiara mifamezivezy izao.

 

 

 

 Ho an'ny eto Antananarivo renivohitra dia hanomboka izany ka amin'ny ankapobeny dia amin'ny atoandro no hanaovana ny asa. Na izany aza mety hisy ihany koa amin'ny alina miankina amin'ilay toerana. Ho an'ny eny amin'ny faritra Ambolonkandrina sy Ambatomaro iny ohatra dia hisy ny deviation hivoaka eo amin'ny Epp eny an-toerana. Ho an'ny etsy amin'ny 67 ha indray dia eo amin'ny tobim-piantsonana laharana 30 no hisantarana ny asa.

 

Pati

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sosialy

  • FANAMBADIAN’NY
  • Zoma 02 Oktobra 2026

ANKIZY TSY AMPY TAONA

  • Fiarovana
  • Zoma 02 Oktobra 2026

ny mpanjifa

  • Fanadiovana,
  • Zoma 02 Oktobra 2026

« Himo » notarihin’ny Fikambanana Fanjiry

  • Fiarovana ny mpanjifa
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

sy ireo mpandraharaha

  • SENDIKA TRIADE
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

Tsy miaro ny mpanao risoriso izahay !

  • BANKY SIPEM
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Manamora ny fahazoan’ny

Hijery ny tohiny
FTT