• Alakamisy 27 Febroary 2020
Sosialy.Bakalorea 2020 Hotanterahina ny 17 ka hatramin'ny 21 aogositra ho avy izao

Hotanterahina ny alatsinainy 17 ka hatramin'ny 21 aogositra ho avy izao manomboka amin’ny fito ora maraina ny fanadinana bakalorea ankapobeny sy ny bakalorea teknika fihodinana voalohany.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 27 Febroary 2020
Sosialy.BORIBORINTANY FAHATELO Nohavaozina ny fomba fiasa iadiana amin’ireo mpanao kolikoly

Nohavaozina tanteraka ny fomba fiasa eo anivon’ny boriborintany fahatelo mba hifanaraka amin’ny veliranon’Iarivo, raha araka ny

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 24 Febroary 2020
Sosialy.Fibodoana tanin`olona any Toliara Tompon’andraikitra tamin`ny FAT voarohirohy

Miverina indray ilay raharaha hala-tany izay mahavoarohirohy tompon’andraikitra ambony iray tamin`ny tetezamita.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 24 Febroary 2020
Sosialy.ENTONA FANDREHITRA Niaka-bidy hatrany amin’ny 11 %

Misy fiantraikany amin’ny toekarena eran-tany ny fiparitahan’ilay otrik’aretina coronavirus any Sina.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 24 Febroary 2020
Sosialy.Fanafihana mitam-piadiana Nandriaka ny ra, lasa ny vola 14 tapitrisa Ar

Nandriaka ny ra teny Malaza Andoharanofotsy. Vola hakana entana moa no nalainy.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 24 Febroary 2020
Sosialy.Vary 106 taonina nodorana sy nalevina Nisy nangady sy nivarotra indray

Ahiana hitera-doza any amin’ny distrikan’i Vohémar ilay vary efa lany daty ana orinasa iray tany Antsanimalo nalevina tao anaty lavaka ary nodorana.

Hamaky ny tohiny
FTT