Sosialy

Fanolanana zana-bady Raikely 2 nidoboka eny Antanimora


  • Zoma 10 Aprily 2020

Lehilahy roa samy nanolana ny zana-badiny avy no nosamborin'ny Polisy misahana ny zaza tsy ampy taona etsy Tsaralalana ny alarobia sy zoma lasa teo.

 

 

 

Ankizivavy kely vao 13 taona monja no naolan'ilay voalohany izay tsy iza fa zanaky ny vadiny ihany. 15 taona kosa ny zanaky ny vadin'ilay lehilahy faharoa ary bevohoka 3 volana mihitsy noho ny nafitsok’ilay tsy mataho-tody. Taorian’ny famotorana sy ny fanadihadiana natao moa dia efa nalefa eny Antanimora vonjimaika izy roalahy ireo mamisavisa ny ratsy vitany sy miamdry ny fitsarana azy.

Pati

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sosialy

  • FANAMBADIAN’NY
  • Zoma 02 Oktobra 2026

ANKIZY TSY AMPY TAONA

  • Fiarovana
  • Zoma 02 Oktobra 2026

ny mpanjifa

  • Fanadiovana,
  • Zoma 02 Oktobra 2026

« Himo » notarihin’ny Fikambanana Fanjiry

  • Fiarovana ny mpanjifa
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

sy ireo mpandraharaha

  • SENDIKA TRIADE
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

Tsy miaro ny mpanao risoriso izahay !

  • BANKY SIPEM
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Manamora ny fahazoan’ny

Hijery ny tohiny
FTT