Sosialy

Zokiolona Manahy ny amin’ny vola fisotroan-drononony


  • Zoma 10 Aprily 2020

Manahy mafy ny amin’ny vola fisotroan-drononony ireo zokiolona eto amintsika.

 

 

 

Efa mihamanify tanteraka mantsy ny eo am-pelatanana amin’izao vanim-potoanan’ny fihibohana izao nefa mbola tsy fantatra ihany koa ny daty voatondro handraisana ny vola fisotroan-dronono sy ny fepetra raisin’ny fanjakana mifandraika amin’izany. Hijanona amin’ny faha 18 n’ny ihany ve ny fizarana izany hoy izy ireo. Ankoatra izay dia fantatra fa nisy ihany koa ny fanoloana ny karatra fisotroan-dronon’izy ireny ho tonga vaovao. Ny datin’ny 04 ka hatramin’ny 16 Aprily ho avy izao no tokony hanaterana izany nefa ny biraom-panjakana tsy nisy nivoha nahafahana nikarakara izany ….Miantso ny fanjakana mba hijery akaiky ny mikasika izany ireo zokiolona eto amintsika. Marihina moa fa amin’ny 19 Aprily ho avy izao vao hifarana ilay hamehana ara-pahasalamana eto amintsika, fotoana izay tafiditra ao anatin’ny fandraisana ny vola fisotroan-dronon’izy ireo mihitsy.

 Pati

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sosialy

  • FANAMBADIAN’NY
  • Zoma 02 Oktobra 2026

ANKIZY TSY AMPY TAONA

  • Fiarovana
  • Zoma 02 Oktobra 2026

ny mpanjifa

  • Fanadiovana,
  • Zoma 02 Oktobra 2026

« Himo » notarihin’ny Fikambanana Fanjiry

  • Fiarovana ny mpanjifa
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

sy ireo mpandraharaha

  • SENDIKA TRIADE
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

Tsy miaro ny mpanao risoriso izahay !

  • BANKY SIPEM
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Manamora ny fahazoan’ny

Hijery ny tohiny
FTT