Sosialy

Vahoaka Malagasy Efa misy misotro ny aleoko maty


  • Sabotsy 11 Aprily 2020

Izahay tsy maintsy mitady fa mila mihinana isan’andro. Aretin’ny mpanankarena io fa tsy mahavoa anay.

 

 

 

Rehefa tonga ny lera dia mandeha na matin’ny corona io na matin’ny varatra. Santionany amin’ireo filozofian’ny Malagasy maro heno eny rehetra eny izany ao anatin’izao hahamehana ara-pahasalamana mitranga eto amin’ny firenena sy izao fipariahan’ny areti-mandripaka efa avy nampijaly firenena maro izao. Efa misy misotro aleoko maty mihitsy ny vahoaka Malagasy manoloana ny toe-draharaha misy sy ny fahasahiranana. Asa moa na hanao ahoana no paikady hahafahan’ny mpitondra manarina ny fomba fijery manahirana toy itony.

J. Mirija

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sosialy

  • FANAMBADIAN’NY
  • Zoma 02 Oktobra 2026

ANKIZY TSY AMPY TAONA

  • Fiarovana
  • Zoma 02 Oktobra 2026

ny mpanjifa

  • Fanadiovana,
  • Zoma 02 Oktobra 2026

« Himo » notarihin’ny Fikambanana Fanjiry

  • Fiarovana ny mpanjifa
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

sy ireo mpandraharaha

  • SENDIKA TRIADE
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

Tsy miaro ny mpanao risoriso izahay !

  • BANKY SIPEM
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Manamora ny fahazoan’ny

Hijery ny tohiny
FTT