Sosialy

CUA Nizara vatsy ho an’ireo gadra tsy ampy taona


  • Sabotsy 11 Aprily 2020

Manoloana ny fotoan-tsarotra lalovan'ny firenena amin'ny ady amin'ny valan'aretina coronavirus ary amin'izao ankatoky ny paska izao,

 

 

 

dia tonga nanolotra fanampiana ireo voafonja tsy ampy taona teny Antanimora sy teny amin'ny Akany Avoko Faravohitra ny kaominin’Antananarivo renivohitra (CUA). Mandalo fahasahiranana tanteraka ny mponina ankehitriny  ary tsy adino amin’izany ireo voafonja, mialohan’izao dia efa nanolotra vary 50 gony ho an’ireo voafonja eny Antanimora sy Tsiafaahy ihany koa ny Kaominina.

RTT

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sosialy

  • FANAMBADIAN’NY
  • Zoma 02 Oktobra 2026

ANKIZY TSY AMPY TAONA

  • Fiarovana
  • Zoma 02 Oktobra 2026

ny mpanjifa

  • Fanadiovana,
  • Zoma 02 Oktobra 2026

« Himo » notarihin’ny Fikambanana Fanjiry

  • Fiarovana ny mpanjifa
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

sy ireo mpandraharaha

  • SENDIKA TRIADE
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

Tsy miaro ny mpanao risoriso izahay !

  • BANKY SIPEM
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Manamora ny fahazoan’ny

Hijery ny tohiny
FTT