• Zoma 28 Febroary 2020
Sosialy.Manizingizina ny JIRAMA “Azo sotroina tsara ny rano tsinjarainay”

Manoloana ny filazana an-gazety, nivoaka omaly 27 febroary, izay milaza fa tsy azo sotroin’ny olombelona ny rano tsinjarain’ny

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 28 Febroary 2020
Sosialy.Fahazoan-dalana hamily fiara Afaka mangataka ireo feno 17 taona sy 7 volana

Feno 18 taona katroka ihany ny tovolahy na tovovavy iray eto amintsika vao afaka mahazo taratasy fahazoan-dalana hamily fiara eo

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 28 Febroary 2020
Sosialy.HAFARI sy ny Globo vision developpement Hanampy ireo tsy an’asa manerana ny Nosy

Roso hatrany ny fikambanana Hafari Malagasy sy ny Société Globo vision developpement hivondronan’ireo mpikambana amin’ny ady hatao amin’ny tsy fananan’asa manerana ny Nosy.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 28 Febroary 2020
Sosialy.Ankizy sima Iray isaky ny telo minitra ireo teraka lasibatra

Iray isaky ny telo minitra ireo zaza menavava vao teraka fantatra fa sima maneran-tany.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 27 Febroary 2020
Sosialy.Trondro maloto Eny Ivato, Ambohibao, Ambohimanarina no hamarotana azy

Lehilahy roa avy nanarato trondro maloto tao amin'ny ranon'ny Marais Masay no tratran'ny polisin’ny boriborintany fahenina omaly alarobia 26 febroary.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 27 Febroary 2020
Sosialy.Atleta nikoizana lasa sahirana Tafiditra an-tsekoly ihany i Paquerette

Noraisin’ny governoran’Itasy tanteraka ny fampidirana an-tsekoly an’i Paquerette ilay zazavavy kely zanaky ny sahirana lasa atlela nikoizana tany amin’iny faritra iny.

Hamaky ny tohiny
FTT